|
|
|
|

Entry1  fofona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany.
4 Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany.
5 Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo.
6 Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra. [1.1]
Explanations in English  7 an odor. [1.7]
Explanations in French  8 odeur, vapeur. [1.8]
9 L'odeur des fleurs, leur parfum. « Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. fofon'ny amoniaka. Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel.. [Merina] [1.196]
Examples  10  tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy [2.470]
11  Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty [2.472]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Vocabulary  20  Botany
All compound words  21  15 combinations of this word
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11