Entry | 1 mani-pofona |
Elementary words | 2 manitra, 3 fofona |
Part of speech | 4 locution |
Examples |
5 Ary Arona handoro ditin-kazo mani-pofona eo;
[2.996]
6 Na dia maitaingina posy sy tarihin' olona aza izy ireo ankehitriny, dia tsy noho ny hasambarana eo anivon' ny fahasalamana, tsy noho ny nofinofin' ny hiavy voafafy voninkazo mani-pofona, fa tsy fidiny tsy azo anoharana. [2.470] |
Updated on 2025/09/10 |
![]() |