Entry manentitra (hentitra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manapaka, mampisaraka
Mitovy hevitra: mamira ~ mamolona ~ manapaka ~ mandidy ~ manety ~ manorotra ~ mijinja ~ mikapa [Rajemisa 1985]
French definition   Couper, trancher, séparer [Abinal 1888]
Examples   Ary nony tonga ny rano mahery, dia manentitra. [Callet: Tantara, page 81]
Morphology  
manentitra
nanentitra
hanentitra
manentera

Entry manentitra
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mamora [Rakotosaona 1972]

Updated on 2016/11/03