| Entry | 1 hentitra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka
[1.1] |
| Explanations in English |
4 sharply cut off; definite, clear.
[1.7] |
| Explanations in French |
5 Coupé, rompu net
[1.3] 6 rompu net; nettement décidé ou exprimé . [1.8] |
| Examples |
7 hoy aho hentitra dia hentitra.
[2.4]
8 Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356] 9 Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48] 10 Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 21 4 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/17 |
|