|
|
|
|

Entry1 mandroritra
Root  2roritra
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4 Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
Manenjana: Mandroritra anja-koditra
Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1]
Explanations in English  5 to pull and stretch out [1.7]
Explanations in French  6 tirailler; allonger en tirant [1.8]
Morphology 
7 Present :
8 Past :
9 Future :
10 Imperative :
Analogs  11 manaosintomahery, 12 mandrirotra, 13 manenjana, 14 manintona, 15 mitarika

Anagrams  16 mandrirotra, 17 mandroritra

Updated on 2025/10/31