|
|
|
|

Entry1  roritra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisintonana zavatra mafy; fanaovana izay hahahenjana zavatra iray tsy higarera; fitarihana zavatra mankamin' ny tena
Explanations in English  4  [1.7] pulled in opposite directions; stretched out like rubber
Explanations in French  5  [1.8] qu'on tiraille; étendu comme du caoutchouc
Examples  6  [2.472] Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay : roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Other spellings  25  riritra, rirotra

Anagrams  26 rirotra, 27 roritra

Updated on 2025/09/12