Entry | 1 mandrava efa ohatra ny voalavo |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mandrava, efa, ohatra, voalavo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ilazana ireo olona manimbanimba ny zavatra tsara, manakorontana ny efa milamina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |