Entry voalavo
Part of speech noun
Malagasy definition Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano [Rajemisa 1985]
French definition a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] [Abinal 1888]
English definition a rat [Hallanger 1973]
French definition rat [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Scientific name Mus alexandrinus
Compound words, titles, names 
Examples 
1Voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. [FOFAFIPE: Haivola, page 107]
2Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. [Andraina: Mitaraina, page 81]
3Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. [FOFAFIPE: Tongavola, page 111]
Quotes 
Toponymy Place names having the word voalavo (1): Nosy Voalavo

Entry voalavo
Part of speech noun
French definition Se disait des sorciers [Veyrières 1913]
French definition sorcier [Abinal 1888]
Compound words, titles, names 

Entry voalavo (lavo)
Part of speech past participle
English definition put down, thrown [Richardson 1885]
French definition renversé, jeté à terre [Abinal 1888]

2017/08/03