Entry | 1 mandrakizay antaranoana |
Elementary words | 2 mandrakizay, 3 antaranoana |
Part of speech | 4 adverb [Full list] |
Explanations in French |
5 éternellement [1.3] |
Examples |
6 fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao
[2.285#157]
|
Synonyms | 7 mandrakizay alaovalo, mandrakizay doria |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |