Entry mandalo
Part of speech noun
Malagasy definition Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry mandalo (lalo)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana
¶ Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa
¶ Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana [Rajemisa 1985]
English definition to pass by [Richardson 1885]
Morphology 
mandalo
nandalo
handalo
mandalova
Synonyms mandika ~ mandingana ~ mihelina ~ mihoatra ~ misalovana ~ miserana
Compound words, titles, names 
Quotes 

2011/10/23