Entry mihelina (helina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandalo vetivety, miseho kely dia lasa: Mihelina ny volana
¶ Mamangy vetivety dia lasa: Tsy nanao afa-tsy nihelina ihany i Dada teto aminay [Rajemisa 1985]
English definition to glide by rapidly, to pass by swiftly, to elapse. [Richardson 1885]
 to pass rapidly, to decline [Hallanger 1973]
French definition passer rapidement; décliner [Hallanger 1974]
Morphology 
mihelina
nihelina
hihelina
mihelena
Examples Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 53]
Quotes 

2012/08/06