Entry mandika (dika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby
Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka
Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao
Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra
Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? [1.1]
Explanations in English To overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle [1.2]
 To go over a mark or limit; to transgress a law; to translate [1.7]
Explanations in French Passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire [1.8]
Examples 
1Ny mandika tongotr' olona mitsotra. [1.437]
2Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina [2.508]
Morphology 
Present : mandika
Past : nandika
Future : handika
Imperative : mandikà
Compound words 
Proverbs 

Entry mandikà (dika)
Part of speech imperative of active verb mandika [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/09/08