Entry mandevina (levina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Avy nandevina an-drainy izy
¶ Mandentika zavatra anaty tany, ka tapany sy ilany ihany: Mandevina andry. [Rajemisa 1985]
English definition to bury [Hallanger 1973]
French definition ensevelir, enterrer [Hallanger 1974]
Morphology 
mandevina
nandevina
handevina
mandevena
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/09/07