|
|
|
|

Entry1  manao toton' omby bory
Elementary words  2 manao, 3 toto, 4 omby, 5 bory
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro;
8 manao an' aina sy kitoatoa;
9 manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana [1.1]

Updated on 2025/11/17