Entry toto
Part of speech   noun
Malagasy definition   Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo
¶ Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary
¶ Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay
¶ Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [Rajemisa 1985]
Derivations  
Morphology  
toto
totoko
totonao
totony
totontsika
totonay
totonareo
toton'
toton-
totom-
Compound words, titles, names  

Entry toto
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] mandeha ran'orona, velezina [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] fijininihan'ny ra an'orona [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  
Morphology  
toto
totoko
totonao
totony
totontsika
totonay
totonareo
toton'
toton-
totom-

2014/02/10