|
|
|
|

Entry1  manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Elementary words  2 manao, 3 hala, 4 bika, 5 tsy, 6 tia, 7 tarehy
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9 entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza [1.1]

Updated on 2025/09/12