| Entry | 1 manao aina tsy ho zavatra |
| Elementary words | 2 manao, 3 aina, 4 tsy, 5 ho, 6 zavatra |
| Part of speech | 7 locution |
| Explanations in Malagasy |
8 tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] 9 [manao ny ainy tsy ho zavatra] manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1] |
| Explanations in English |
10 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] |
| Other spellings | 11 manaoaintsyhozavatra |
| Synonyms | 12 mitono aina, mivarotra aina |
| Updated on 2025/09/12 |
|