| Entry (1/2) | 1 manambana |
| Root | 2 ambana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
[mañambaña]
4 manambana
[Tambahoaka]
[1.78] 5 Manao fihetsehana mody mamely, mandrahona, mampatahotra: Manambana tehamaina 6 Efa mila ho rovitra: Efa manambana ho rovitra na manambana (fotsiny) itý lambanao itý [1.1] |
| Explanations in English |
7 to pretend to strike, to pretend to throw or aim at something.
[1.2] |
| Explanations in French |
8 menacer, frapper, atteindre
[1.3] |
| Examples |
9 Ireo no fanamby mivaivay mipetraka ankehitriny ary koa manambana ny fitambaran’ny rafitra manontolo.
[4.27]
10 fa ny loza manambana ahy ity, toa voatsapan'ny tanako sahady. [2.996] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 15 manambàna |
| Root | 16 ambana |
| Part of speech | 17 imperative of active verb manambana [Full list] |
| Anagrams | manambana, manambàna, 18 mananamba |
| Updated on 2025/11/21 |
|