Entry ambana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana mamely amin' ny fihetsehana fotsiny: Ambana tehina fotsiny dia nampandositra ilay alika
¶ Tahotra sy tebiteby ateraky ny loza mananontanona na ny tsy fahalalana ny vokatry ny zavatra iray natao: Ny ambany no tsy tanty fa rehefa mby an-koditra zaka ihany [Rajemisa 1985]
English translation   menacing gestures with the hand or arm. [Richardson 1885]
Derivations  

Updated on 2009/02/23