| Entry | 1 vingavinga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanaovana olona ho tsy mitovy saranga amin' ny tena ka entina tsy misy fanajana; fanivaivana, fanambaniana, farazimbana [1.1] |
| Explanations in French |
4 manque de respect, mépris [1.3] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 14 vangivangy, 15 vingavinga |
| Updated on 2025/09/19 |
|