| Entry | 1 mila saina | 
| Elementary words | 2 mila, 3 saina | 
| Part of speech | 4 locution | 
| Explanations in Malagasy | 5   mieritreritra sy mandinika tsara ary manadihady sy mila hevitra amin' izay hatao sy efa natao [1.1] | 
| Explanations in English | 6   To seek for advice. [1.2] | 
| Synonyms | 7 maka saina | 
| Anagrams | 8 asa milina, 9 mila saina | 
| Updated on 2025/09/12 |   |