|
|
|
|

Entry1  maka rivotra
Elementary words  2 maka, 3 rivotra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Explanations in English  6 To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Examples  7  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#]

Updated on 2025/09/12