Entry mahitsy (hitsy)
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao
¶ Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny
¶ Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ [Rajemisa 1985]
English definition straight, correct [Hallanger 1973]
French definition droit, correct [Hallanger 1974]
Antonyms 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word mahitsy (3): Andranomahitsy, Ankilimahitsy, Mahitsy

Entry Mahitsy (mahitsy, hitsy)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy mahitsy, hitsy

2013/04/01