Entry (1/4) | 1 meloka |
Root | 2 heloka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1] |
Explanations in English |
5 crooked [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
6 courbe [1.3#233, 1.8] |
Examples |
7 ny hazo meloka aza tambinana;
[2.69#]
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word meloka |
Entry (2/4) | 17 meloka |
Root | 18 heloka |
Part of speech | 19 adjective |
Explanations in Malagasy |
20 Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1] |
Explanations in English |
21 guilty, criminal, sinful [1.2] 22 guilty [1.7] |
Explanations in French |
23 coupable [1.3#233, 1.8] |
Examples |
24 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka.
[2.508#]
25 koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654#] 26 Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word meloka |
Entry (3/4) | 38 meloka |
Root | 39 heloka |
Part of speech | 40 adjective |
Explanations in Malagasy |
41 tezitra [Bara]
[1.78] |
Explanations in English |
42 angry, displeased [1.2] |
Entry (4/4) | 43 Melòka |
Part of speech | 44 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
45 Malluch [2.996] |
Explanations in French |
46 Malluk [2.996] |
Examples |
47 Benjamina, meloka, Samariasa;
[2.996#]
|
Vocabulary | 48 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 49 Chapters and verses mentioning Melòka |
Anagrams | 50 lemoka, 51 lomake, 52 maloke, 53 meloka, Melòka |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |