Entry | mangirifiry (hirifiry) | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao [1.1] | ||
Explanations in English | Painful [1.2] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/01/05 |