| Entry | 1 manaikitra |
| Root | 2 kaikitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo.
5 Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra. 6 Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay. 7 Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao. 8 Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ. 9 Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao. [1.1] |
| Explanations in English |
10 to bite, to cause pain.
[1.7] |
| Explanations in French |
11 mordre; piquer, faire mal.
[1.8] |
| Examples |
12 manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany!
[2.528#]
13 ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka. [2.313#] |
| Morphology |
|
| Analogs | 18 mamazana, 19 manakarepoka, 20 manakaretoka, 21 manaketoka, 22 manatandra, 23 mandramatra, 24 mandramatra, 25 mandrambo, 26 mandriatra, 27 mandrovitra, 28 mikaretoka, 29 miketoka |
| All compound words | 30 manaiki-molotra |
| Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 32 manaikitra, 33 manati-kira, 34 miantraika, 35 mitakarìna, mitakarina |
| Updated on 2025/11/12 |
|