| Entry | 1 lolohavina |
| Root | 2 loloha |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Entina an-doha: Asio halana vao loiohavina ny siny.
5 Hajaina fatratra: Olona lolohaviko an-tampon' ny loha ianao, tompoko, ka tsy azoko tsiratsiraina. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be carried on the head.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 qu'on porte sur la tête.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/11 |
|