Entry | 1 tongalika |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lohalika |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1, 2.436] Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana |
Explanations in French |
5 [1.3#725] Chaîne d’orfèvrerie, chaîne dont les anneaux tournent l’un à droite et l’autre à gauche |
Examples |
6 [2.69#] no malaza ho volafotsy, malaza ho tongalika, nefa very fahefatra, very fahatelo.
|
Derivatives |
|
Anagrams | 21 tangolika, 22 tongalika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |