Entry lia
Part of speech adjective
Malagasy definition dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [Ravelojaona: Firaketana]
  [Bara] dia [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] dia, dy [Rakotosaona 1972]

Entry lia
Part of speech Unspecified
Malagasy definition iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy. [Ravelojaona: Firaketana]
 Niavian' ny hoe malia [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry lia
Part of speech noun
Malagasy definition na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [Ravelojaona: Firaketana]
Derivations 

Entry lia
Part of speech noun
Malagasy definition na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [Ravelojaona: Firaketana]
Derivations 

Entry Lià
Part of speech name (biblical) [list]
 Lià [Baiboly]
English definition Leah [Baiboly]
French definition Léa [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Lea
Quotes 

2017/06/09