|
|
|
|

Entry1  malia
Root  2  lia
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mora tapaka na vaky: Volotara malia [1.1]
5  matahotra [Taisaka, Bara] [1.78]
6  kanosa, saro-tahotra, kabaosy [Tanala] [1.78]
7  kamo [Taisaka] [1.78]
Examples  8  Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. [2.436#]
9  Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#]
All compound words 
Analogs  12  marefo, makiana.

Anagrams  13 malay, 14 malia, 15 mialà, miala

Updated on 2025/09/20