Entry laro
Part of speech   noun
Malagasy definition   fitambarana taharo roa na maromaro [SLP: Voambolana]
French definition   complexe, mélange, composition [SLP: Voambolana]
Analogy   fangaro ~ haro

Entry laro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanala] lavenona afangaro (aharo) amin'ny totom-paraky [Rakotosaona 1972]
   Izay rehetra aharo amin' ny zavatra iray mba hampitombo ny heriny: Ataon' ny olona laron-toaka ny katrafay
¶ Lavenona namboarina ka afangaro amin' ny paraky na ampifangaroina amin' ny menaka hanaovana savony: Toa paraky tsisy laro izy izany, ry Ikoto [Rajemisa 1985]
English definition   The burnt ashes of certain plants which are mixed with pounded tobacco or for making soap
¶ The name of a bark used for flavouring rum [Richardson 1885]
Derivations  

Entry laro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sakalava] Anaran-kazo tsy misy raviny, mandronono raha tapahina ary fanamamoana hazandrano [Rajemisa 1985]
English definition   a tree, the juice of which, mixed with sand, the Sakalava use as a fish poison; it yields a kind of India-rubber. Euphoria (?) sp [Richardson 1885]
Vocabulary  

Updated on 2009/09/09