| Entry | 1 fangaro |
| Root | 2 haro |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo:
5 Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy 6 Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina 7 Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina [1.1] |
| Explanations in French |
8 combinaison
[1.13] |
| Examples |
9 Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro;
[1.240#]
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 11 haro, 12 laro |
| All compound words | 13 4 combinations of this word |
| Anagrams | 14 fangaro, 15 fangora, 16 farango |
| Updated on 2025/11/13 |
|