Entry anjananjana (anjana)
Part of speech   noun or adjective
Malagasy definition   Halavana, fijoro [Rajemisa 1985]
English definition   well-formed, noble in mien, of an imposing appearance. [Richardson 1885]
French definition   belle taille, beau port [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   anjana

Entry anjananjana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata) [Rajemisa 1985]
English definition   [Betsileo] a plant common in rice-grounds [Richardson 1885]
Vocabulary  
Scientific name   Cassia alata

Entry anjananjana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora)
Mitovy hevitra: amaninaombilahy ~ sarifatra [Rajemisa 1985]
English definition   ¶ a hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker. [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre. [David 1952 (takila A)]
French definition   appellation botanique: Leptolaena multiflora [Rakotovao: Bois]
Vocabulary  
Scientific name   Leptolaena pauciflora, Leptolaena multiflora
Synonyms   amaninaombilahy ~ sarifatra

Updated on 2017/03/10