Entry lambana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fipaohana, fifaohana zavatra, na fandavoana, fandringanana indray mandeha daholo, na filavoana, fianjerana, fahafatesana betsaka indray miaraka, toy ny miaramila maty an' ady na ny olona matin' areti-mifindra
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry lambana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ravin' akondro atao solom-bilia fihinanana; ny ambain' ny tsihy, hazofisaka, ngorodona, varavarana [Rajemisa 1985]
English translation   a large leaf or mat which serves as a table or a place to put food on or to lie on; breadth, width. Comp. lamba [Richardson 1885]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry lambana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny fehezan-drindra hanaovana tsihy na mahavita tsihy iray [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2013/02/28