| Entry (1/5) | 1 fandambanana |
| Root | 2 lambana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fakana valala amin' ny lamba.
[1.1] |
| Entry (2/5) | 5 fandambanana |
| Root | 6 lambana |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Famonoana betsaka indray miaraka, fandringanana, fandripahana.
[1.1] |
| Entry (3/5) | 9 fandambanana |
| Root | 10 lambana |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny.
[Tanala]
[1.78] 13 Tsihy lehibe velarina rehefa hisakafo. [1.1] 14 Tsihy kely efa-joro ametrahana ny vilia na ny lamban-dravina rehefa hihinana. [Betsimisaraka] [1.1] |
| Explanations in French |
15 petite natte pour offrir mets, fruits..
[Tankarana]
[1.19] |
| Synonyms | 16 fandambana |
| All compound words | 17 mamelatra fandambanana |
| Entry (4/5) | 18 fandambanana |
| Root | 19 lambana |
| Part of speech | 20 noun |
| Explanations in Malagasy |
21 Fanemerana amin' ny tsihy, fametahana peta-kazo.
[1.1] |
| Entry (5/5) | 22 fandambanana |
| Part of speech | 23 noun |
| Explanations in French |
24 Arbuste inconnu des restes de forêt, près de Bedihy, d'après Descheemaeker..
[Betsileo]
[1.196] |
| Vocabulary | 25 Botany |
| Updated on 2025/11/09 |
|