Entry lambanana (lamba)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany
Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana) [1.1]
Explanations in English Breadth of calico, etc. [1.2]
 The width of cloth [1.7]
Explanations in French La largeur d'un tissu [1.8]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Entry lambanana (lamba)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Temerina tsihy; asiana peta-kazo [1.1]
Explanations in English To have a covering of wood put on shutters [1.2]
Morphology 
Present : lambanana, lambanako, lambananao, lambanany, lambanantsika, lambananay, lambananareo, lambanan', lambanan-, lambanam-, lambana-
Past : nolambanana, nolambanako, nolambananao, nolambanany, nolambanantsika, nolambananay, nolambananareo, nolambanan', nolambanan-, nolambanam-, nolambana-
Future : holambanana, holambanako, holambananao, holambanany, holambanantsika, holambananay, holambananareo, holambanan', holambanan-, holambanam-, holambana-
Imperative : lambano

Entry lambanana (lambana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao am-pehezana [1.1]

Updated on 2023/04/09