|
|
|
|

Entry (1/2)1  lalam-panorenana
Elementary words  2 lana, 3 fanorenana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1]
Explanations in French  6 constitution [1.5, 1.13]
Examples  7  Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra? [4.27]
Vocabulary  8  Law 9  Politique

Entry (2/2)10  lalam-panorenana
Part of speech  11  locution
Explanations in French  12 loi interne [1.13]
Vocabulary  13  Mathematics: algebra
All compound words  14  3 combinations of this word

Updated on 2025/11/09