|
|
|
|

Entry 1  laitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
4 Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
5 Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
6 Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra [1.1]
Explanations in English  7 can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc. [1.2]
8 can be done; penetrated [1.7]
Explanations in French  9 qui peut se faire; pénétré [1.8]
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Analogs  21  aritra, 22  lefitra, 23  tanty, 24  toha, 25  zaka
Combinations  26  14 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word laitra
Proverbs  27  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07