Entry mandaitra (laitra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io
¶ Misy vokany tsara, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra velively ilay fanafody natoronao [Rajemisa 1985]
English translation   to adhere, to stick to [Richardson 1885]
   to penetrate; to stick to; to be effective [Hallanger 1973]
French translation   pénétrer ou adhérer; être efficace [Hallanger 1974]
Morphology  
mandaitra
nandaitra
handaitra
mandaira
Quotes  

Updated on 2012/05/07