| Entry (1/3) | 1 aritra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in French |
3convalescence, guérison.
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 6 Health |
| Entry (2/3) | 7 aritra |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in English |
9endurance, forbearance, patience, continuance. See tanty, zaka.
[1.2] |
| Explanations in French |
10endurance, support, patience, persévérance, constance.
[1.3] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 23 Emotions |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 25 aritra |
| Part of speech | 26 participle |
| Explanations in Malagasy |
27Zaka, lefitra, toha.
[1.1] |
| Explanations in English |
28endured, borne.
[1.7] |
| Explanations in French |
29supportable.
[1.3, 1.8] 30supporté. [1.8] |
| Examples |
31 Tsy aritro intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy ka hiala aho.
[1.1]
32 Tsy aritro ny hainandro (Je ne puis supporter l'ardeur du soleil) [1.3#62] 33 Tsy aritra anefa ireto teniny kely momba ny tsena ireto: « Izao no lazaiko anareo mpandafo hena. [2.298] 34 Kanefa tsy aritra izany fiandrasana izany ka ny fihinanana ny akoho amam-borona no ntao hoe Fotsiaritra izany hoe Fo tsy aritra. [2.508] |
| Morphology |
|
| All compound words | 382 combinations of this word |
| Anagrams | 39 aritra, 40 raitra, 41 riatra |
| Updated on 2025/11/02 |
|