|
|
|
|

Entry 1  Lainga fotoana
Elementary words  2 lainga, 3 fotoana
Part of speech  4  name (short story title)
Vocabulary  5  Literature: short story
Author  6 Selatra
7 Tselatra
Text  8  - Hono, ray anjavidy an-tendrombohitra, ray vato am-pitsinjo-vana, ny masoandro ve no nihirina sa ny aloka no nihemotra, no dia nasaina avy aho ka nolaingaina, nilazam-potoana ka nofitahina? Tsy ny masoandro, hono, no nihirina, tsy ny aloka no nihemotra, fakamo fanahy tsy hihaona izy ka nivily lalana mbamin'ny tenany!

9  - Lakan-jila ve iny no mihilangilana toa handrendrika, sa voara masaka omaly ka miandry tohina hiraraka? Mba lazalazao azy manadidy, fa ny fitia, hono e, tsy apetraka an-kely ambaitra, tsy atombina a-mora tohina;be ny sampona be ny tambàna, kaio izay kely nahatontosa ataovy tami-drano an-tsiny vao ka tsy amoizana ny be ao anaty fo.


Updated on 2025/11/17