Entry tselatra
Part of speech noun
Malagasy definition Fahazavana miserana vetivety eny amin' ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra
¶ Helatra [Rajemisa 1985]
English definition a flash of lightning, a flash [Hallanger 1973]
French definition éclair, étincellement [Hallanger 1974]
Examples Maizina ny lanitra, ny hany hita dia ny tselatra mifanaretsaka etsy sy eroa. [Andraina: Mitaraina, page 35]
Vocabulary 
Derivations 

Entry tselatra
Part of speech adjective
Malagasy definition Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena [Rajemisa 1985]

Entry Tselatra
Part of speech name (anthroponym) [list]
French definition pseudonyme de Rajonah [Ranaivoson 2004]
Literary works Diso hanta ka ratsy fiafona
Fitadiavan-kaingo
Fitiavana mahery
Ny tovovavin' Iarivo
Velona ahy, maty ahy
Zephine sy Armand
Tia izay tia (hain-teny)
Lainga fotoana (hain-teny)
Manina (hain-teny)
Maka vavan' olona (hain-teny)
Fitadiavan-kaingo (hain-teny)
Tables and plates Pen names of Malagasy writers

2017/07/30