| Entry | 1 fandainga |
| Root | 2 lainga |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandainga: Mampihomehy ny fandaingan' io olona io fa ataony ho zazakely daholo angaha ny olona rehetra.
5 Olona zatra mandainga: Fandainga ratsy koa Ikotofatsora itỳ. [1.1] |
| Explanations in English |
6 A liar; one who is in the habit of telling lies..
[1.2] |
| Explanations in French |
7 Qui a l’habitude de mentir, la manière de mentir.
[1.3#373] |
| Anagrams | 8 fandainga, 9 fidangana |
| Updated on 2025/09/12 |
|