Entry kolontsaina
Part of speech   noun
Malagasy definition   fitambaran'ireo fomba sy filamatra entina hanabeazana ka zary fomba fisainana raikitra
¶ kolontsaina niharan'ny fanjakazakana: fampidirana ankolaka na mivantana ny riba vahiny ao amin'ny tany iray [SLP: Voambolana]
French definition   culture
¶ kolontsaina niharan'ny fanjakazakana: acculturation [SLP: Voambolana]
Examples  
1ny fandaminana na ny fampandehanana ny sehatrasa samihafa misahana lalàna, toekarena, sosialy ary kolontsaina; [Fanjakana: Lalam-panorenana]
2Vokatry ny fisedrana amin' ny raharaham-pifidianana sy kolontsaina amin' ny rafitra demokratika izay manaiky ny faharesena sy miarahaba ny mpandresy izany. [ , 2010/01/15]
3Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin'angano fotsiny tsy akory. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 3]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/07/27