Entry kobana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fihetsehan' ny rano indray efa nandry nilamina tsara; fahalalahana amin' ny akanjo; fihontsanana amin' ny atody; fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio rehefa avy voakosoka [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry kobana
Part of speech   noun
Malagasy definition   ny any ambony rihana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/04/08