|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanakona
Root  2 koba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray. [1.1]
Explanations in French  5 action de réduire en marmelade. [1.3#343]

Entry (2/2)6  fanakobana
Root  7 kobana
Part of speech  8  noun or adjective
Explanations in Malagasy  9 Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony.
10 Azo kobanina. [1.1]
Explanations in French  11 Manière de remuer, de faire gonfler. [1.3#344]

Anagrams  12 fanabokana, 13 fanabonaka, 14 fanakobàna, fanakobana

Updated on 2025/11/12