| Entry (1/2) | 1 mikobana |
| Root | 2 kobana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana (lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany (akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 10 mikobàna |
| Root | 11 kobana |
| Part of speech | 12 imperative of active verb mikobana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
| Explanations in French |
14 [1.3] |
| Anagrams | 15 ikambano, 16 kamboina, 17 kombiana, 18 mabonika, 19 mañabôky, 20 manakibo, 21 maniboka, 22 mibonaka, 23 mikobàna, mikobana |
| Updated on 2025/10/14 |
|