| Entry | 1 fanakobanana | 
| Root | 2 kobana | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Fanatsikebonana ny rano ka miloatra ny loto; fanetsiketsehana, fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio; fampivontosana [1.1] | 
| Explanations in French | 5   L’action d’agiter, de remuer, de faire gonfler, l’instrument, le récipient [1.3#344] 6 rinçage [1.13] | 
| Examples | 7   Na dia tsy mampidi-doza aza io zavatra manarona io dia hanampy amin'ny fanesorana izany ny fanakobanana ny vava amin'ny rano matimaty misy sira sy karibaonetra imbetsaka ao anatin'ny iray andro.
[2.424#] | 
| Updated on 2025/09/12 |   |