Entry koba
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy afapanadinana: Koba Rakoto tamin' ny fanadinana ka nampalahelo. [Rajemisa 1985]

Entry koba
Part of speech noun
Malagasy definition Vary voatoto malemy dia malemy: Mbola koba ihany no hanin' io marary io
¶ Mofo vita amin' izany totom-bary izany: Tiako ny mofo koba misy voanjo
¶ Dity atao amin' ny totombary [Rajemisa 1985]
English definition flour; dough [Hallanger 1973]
French definition farine; pâte [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Nampombaina azy koa ny koba tsara toto voaharo diloilo ary ny divay. [Randzavola: Baiboly, page 265]
Quotes 

Updated on 2020/04/18