Entry ketraka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy henjana, migedragedra: Henjano ity tady itỳ fa ketraka loatra
¶ Tony: Tsy tsara ny manatona azy fa tsy mbola ketraka ny hatezerany
¶ Kivy, rera-po: Na tsy afa-panadinana aza izy tsy ketraka [Rajemisa 1985]
English translation   weak, faint; loose, slack (of a rope) [Hallanger 1973]
French translation   détendu, relâché [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   flasque; calme, apaisé, tombé [Abinal 1888]
   faible, défaillant [Hallanger 1974]
Derivations  
Quotes  

Updated on 2015/11/25